# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy milaza amin'ireo Levita sy ny vahoaka ny amin'izay tokony lazain'izy ireo. # Ho voaozona anie ny lehilahy Jereo ny nandikanao ity tao amin'ny 27:16. DH: "Yaveh anie hanozona ny lehilahy" # ny zanaka vavin'ny rainy, na ny zanaka vavin'ny reniny Ity dia midika fa tsy afaka miara-mandry amin'ny anabaviny ny lehilahy iray, na dia manana reny na ray samihafa aza izy.