plt_tn/deu/27/15.md

12 lines
402 B
Markdown

# Ho voaozona anie ny lehilahy ... izay manangana izany mangingina
Ity no fanambarana izay tsy maintsy lazain'ireo Levita amin'ny vahoakan'Israely. DH: "Yaveh anie hanozona an'ilay olona ... nanangana izany mangingina"
# asan'ny tanan'ny mpanao asa tanana
Fomba fiteny ity. DH: "zavatra izay nataon'ny olona iray"
# mpanao asa tanana
olona iray izay mahafantatra ny fomba hanaovana zavatra tsara.