plt_tn/deu/27/15.md

402 B

Ho voaozona anie ny lehilahy ... izay manangana izany mangingina

Ity no fanambarana izay tsy maintsy lazain'ireo Levita amin'ny vahoakan'Israely. DH: "Yaveh anie hanozona an'ilay olona ... nanangana izany mangingina"

asan'ny tanan'ny mpanao asa tanana

Fomba fiteny ity. DH: "zavatra izay nataon'ny olona iray"

mpanao asa tanana

olona iray izay mahafantatra ny fomba hanaovana zavatra tsara.