# Ho voaozona anie ny lehilahy ... izay manangana izany mangingina Ity no fanambarana izay tsy maintsy lazain'ireo Levita amin'ny vahoakan'Israely. DH: "Yaveh anie hanozona an'ilay olona ... nanangana izany mangingina" # asan'ny tanan'ny mpanao asa tanana Fomba fiteny ity. DH: "zavatra izay nataon'ny olona iray" # mpanao asa tanana olona iray izay mahafantatra ny fomba hanaovana zavatra tsara.