forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
825 B
Markdown
20 lines
825 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Ity dia manohy izay tokony lazain'ny Israelita rehefa mitondra ny voaloham-bokany any amin'i Yaveh izy.
|
|
|
|
# Ratsy fitondrana sy nampahory antsika
|
|
|
|
Milaza zavatra mitovy ireo amin'ny ankapobeny. Manamafy ireo fa nanao fihetsika tena masiaka ireo Egyptiana.
|
|
|
|
# antsika
|
|
|
|
Eto ny hoe "antsika" dia maneho ny vahoakan'Israely izay nipetraka tany Egypta. Ilay miteny dia mampiditra ny tenany ho iray amin'ireo vahoaka na mipetraka any Egypta izy na tsia.
|
|
|
|
# henony ny feontsika
|
|
|
|
Eto ny hoe "feo" dia maneho ilay olona sy ny fitarainany na ny vavaka nataony mihitsy. DH: "reny ny fitarainantsika" na "reny ny vavaka nataontsika"
|
|
|
|
# ny fahoriantsika, ny asantsika, ary ny fijaliantsika
|
|
|
|
"fa nampahory antsika ireo Egyptiana, fa nanao asa tena mafy isika, ary fa nampijaly antsika ireo Egyptiana"
|