plt_tn/deu/26/06.md

825 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity dia manohy izay tokony lazain'ny Israelita rehefa mitondra ny voaloham-bokany any amin'i Yaveh izy.

Ratsy fitondrana sy nampahory antsika

Milaza zavatra mitovy ireo amin'ny ankapobeny. Manamafy ireo fa nanao fihetsika tena masiaka ireo Egyptiana.

antsika

Eto ny hoe "antsika" dia maneho ny vahoakan'Israely izay nipetraka tany Egypta. Ilay miteny dia mampiditra ny tenany ho iray amin'ireo vahoaka na mipetraka any Egypta izy na tsia.

henony ny feontsika

Eto ny hoe "feo" dia maneho ilay olona sy ny fitarainany na ny vavaka nataony mihitsy. DH: "reny ny fitarainantsika" na "reny ny vavaka nataontsika"

ny fahoriantsika, ny asantsika, ary ny fijaliantsika

"fa nampahory antsika ireo Egyptiana, fa nanao asa tena mafy isika, ary fa nampijaly antsika ireo Egyptiana"