plt_tn/deu/25/15.md

20 lines
715 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely momban'ny fampiasana vatomizana sy fandrefesana ara-drariny rehefa mividy sy mivarotra. Izy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
# tonga lafatra sy marina
"marina sy ara-drariny"
# vatomizana ... fandrefesana
Adikao toy ny tao amin'ny 25:13 ireo teny ireo.
# mba ho lava ny andronao
Fomba fiteny ity. DH: "mba hiaina fotoana lava ianao"
# Fa ireo rehetra izay manao zavatra toy izany, ny rehetra izay manao fihetsika tsy am-pahamarinana
"satria ny rehetra izay mamitaka olona amin'ny fampiasana vatomizana sy fandrefesana manana halehibe samihafa"