plt_tn/deu/25/15.md

715 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely momban'ny fampiasana vatomizana sy fandrefesana ara-drariny rehefa mividy sy mivarotra. Izy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.

tonga lafatra sy marina

"marina sy ara-drariny"

vatomizana ... fandrefesana

Adikao toy ny tao amin'ny 25:13 ireo teny ireo.

mba ho lava ny andronao

Fomba fiteny ity. DH: "mba hiaina fotoana lava ianao"

Fa ireo rehetra izay manao zavatra toy izany, ny rehetra izay manao fihetsika tsy am-pahamarinana

"satria ny rehetra izay mamitaka olona amin'ny fampiasana vatomizana sy fandrefesana manana halehibe samihafa"