# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely momban'ny fampiasana vatomizana sy fandrefesana ara-drariny rehefa mividy sy mivarotra. Izy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina. # tonga lafatra sy marina "marina sy ara-drariny" # vatomizana ... fandrefesana Adikao toy ny tao amin'ny 25:13 ireo teny ireo. # mba ho lava ny andronao Fomba fiteny ity. DH: "mba hiaina fotoana lava ianao" # Fa ireo rehetra izay manao zavatra toy izany, ny rehetra izay manao fihetsika tsy am-pahamarinana "satria ny rehetra izay mamitaka olona amin'ny fampiasana vatomizana sy fandrefesana manana halehibe samihafa"