plt_tn/deu/25/05.md

16 lines
589 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mbola miresaka amin'ny vahoakan'Israely i Mosesy.
# Raha misy mpirahalahy miara-mipetraka
Ireo mety ho heviny dia 1) "raha misy mpirahalahy miara-mipetraka eo amin'ny fananana iray ihany" na "raha misy mpirahalahy mifanakaiky toerana ipetrahana."
# dia tsy mahazo manambady olona ivelan'ny fianakaviana ny vadin'ilay lehilahy maty
DH: "dia tsy tokony hamela an'ilay mpitondratena hanambady olona hafa ny fianakavian'ilay lehilahy maty"
# ary manao ny adidy amin'ny maha-zaodahy azy
"ary manao izay tokony ataon'ny rahalahin'ilay lehilahy maty"