plt_tn/deu/25/05.md

589 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mbola miresaka amin'ny vahoakan'Israely i Mosesy.

Raha misy mpirahalahy miara-mipetraka

Ireo mety ho heviny dia 1) "raha misy mpirahalahy miara-mipetraka eo amin'ny fananana iray ihany" na "raha misy mpirahalahy mifanakaiky toerana ipetrahana."

dia tsy mahazo manambady olona ivelan'ny fianakaviana ny vadin'ilay lehilahy maty

DH: "dia tsy tokony hamela an'ilay mpitondratena hanambady olona hafa ny fianakavian'ilay lehilahy maty"

ary manao ny adidy amin'ny maha-zaodahy azy

"ary manao izay tokony ataon'ny rahalahin'ilay lehilahy maty"