# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mbola miresaka amin'ny vahoakan'Israely i Mosesy. # Raha misy mpirahalahy miara-mipetraka Ireo mety ho heviny dia 1) "raha misy mpirahalahy miara-mipetraka eo amin'ny fananana iray ihany" na "raha misy mpirahalahy mifanakaiky toerana ipetrahana." # dia tsy mahazo manambady olona ivelan'ny fianakaviana ny vadin'ilay lehilahy maty DH: "dia tsy tokony hamela an'ilay mpitondratena hanambady olona hafa ny fianakavian'ilay lehilahy maty" # ary manao ny adidy amin'ny maha-zaodahy azy "ary manao izay tokony ataon'ny rahalahin'ilay lehilahy maty"