plt_tn/deu/25/01.md

404 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

Raha mendrika ny ho kapohina ilay meloka

DH: "raha toa ny mpitsara manome baiko azy ireo mba hikapoka ilay lehilahy meloka"

ho kapohina eo anatrehany

DH: "hijery azy ireo mikapoka azy izy"

miaraka amin'ny isan'ny kapoka voatondro, araka ny helony

"ny isan'ny kapoka nolazainy nohon'ny asa ratsy nataony"