# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely. # Raha mendrika ny ho kapohina ilay meloka DH: "raha toa ny mpitsara manome baiko azy ireo mba hikapoka ilay lehilahy meloka" # ho kapohina eo anatrehany DH: "hijery azy ireo mikapoka azy izy" # miaraka amin'ny isan'ny kapoka voatondro, araka ny helony "ny isan'ny kapoka nolazainy nohon'ny asa ratsy nataony"