plt_tn/deu/25/01.md

16 lines
404 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
# Raha mendrika ny ho kapohina ilay meloka
DH: "raha toa ny mpitsara manome baiko azy ireo mba hikapoka ilay lehilahy meloka"
# ho kapohina eo anatrehany
DH: "hijery azy ireo mikapoka azy izy"
# miaraka amin'ny isan'ny kapoka voatondro, araka ny helony
"ny isan'ny kapoka nolazainy nohon'ny asa ratsy nataony"