plt_tn/deu/23/12.md

24 lines
675 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina eto.
# ary hanana zavatra ao amin'ny fitaovam-piasanao ianao mba handavahana
"ary tokony hanana fitaovana izay afaka ampiasainao handavahana ianao"
# rehefa mitingitingina manao maloto ianao
Fomba mihaja ity hilazana hoe mamoaka maloto. DH: "rehefa mitingitingina hamoaka maloto ianao"
# tokony handavaka amin'izany
"hanao lavaka amin'ny alalan'ilay fitaovana"
# manototra izay nivoaka avy tao amina
"hanototra ny dikinao"
# mba tsy hahitany zavatra tsy madio eo aminao
"mba tsy hahitan'i Yaveh zavatra maloto eo aminao"