# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina eto. # ary hanana zavatra ao amin'ny fitaovam-piasanao ianao mba handavahana "ary tokony hanana fitaovana izay afaka ampiasainao handavahana ianao" # rehefa mitingitingina manao maloto ianao Fomba mihaja ity hilazana hoe mamoaka maloto. DH: "rehefa mitingitingina hamoaka maloto ianao" # tokony handavaka amin'izany "hanao lavaka amin'ny alalan'ilay fitaovana" # manototra izay nivoaka avy tao amina "hanototra ny dikinao" # mba tsy hahitany zavatra tsy madio eo aminao "mba tsy hahitan'i Yaveh zavatra maloto eo aminao"