plt_tn/deu/23/12.md

675 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina eto.

ary hanana zavatra ao amin'ny fitaovam-piasanao ianao mba handavahana

"ary tokony hanana fitaovana izay afaka ampiasainao handavahana ianao"

rehefa mitingitingina manao maloto ianao

Fomba mihaja ity hilazana hoe mamoaka maloto. DH: "rehefa mitingitingina hamoaka maloto ianao"

tokony handavaka amin'izany

"hanao lavaka amin'ny alalan'ilay fitaovana"

manototra izay nivoaka avy tao amina

"hanototra ny dikinao"

mba tsy hahitany zavatra tsy madio eo aminao

"mba tsy hahitan'i Yaveh zavatra maloto eo aminao"