plt_tn/deu/22/28.md

16 lines
504 B
Markdown

# nefa tsy mbola fofombadin'olona
"nefa tsy mbola nampanantenain'ny ray aman-dreniny lehilahy hafa ho vadiany"
# raha tratra izy ireo
DH: "raha misy olona mahafantatra izay nitranga"
# sekely volafotsy dimampolo
Ny sekely iray dia milanja iraika ambinny folo grama. DH: "singam-bolafotsy dimampolo" na "folafotsy 550 grama"
# Tsy tokony hisaraka aminy izy mandritry ny androny rehetra
Fomba fiteny ity. DH: "Tsy mahazo misaraka amin-dravehivavy mihitsy izy mandritry ny androm-piainany manontolo"