# nefa tsy mbola fofombadin'olona "nefa tsy mbola nampanantenain'ny ray aman-dreniny lehilahy hafa ho vadiany" # raha tratra izy ireo DH: "raha misy olona mahafantatra izay nitranga" # sekely volafotsy dimampolo Ny sekely iray dia milanja iraika ambinny folo grama. DH: "singam-bolafotsy dimampolo" na "folafotsy 550 grama" # Tsy tokony hisaraka aminy izy mandritry ny androny rehetra Fomba fiteny ity. DH: "Tsy mahazo misaraka amin-dravehivavy mihitsy izy mandritry ny androm-piainany manontolo"