plt_tn/deu/22/28.md

504 B

nefa tsy mbola fofombadin'olona

"nefa tsy mbola nampanantenain'ny ray aman-dreniny lehilahy hafa ho vadiany"

raha tratra izy ireo

DH: "raha misy olona mahafantatra izay nitranga"

sekely volafotsy dimampolo

Ny sekely iray dia milanja iraika ambinny folo grama. DH: "singam-bolafotsy dimampolo" na "folafotsy 550 grama"

Tsy tokony hisaraka aminy izy mandritry ny androny rehetra

Fomba fiteny ity. DH: "Tsy mahazo misaraka amin-dravehivavy mihitsy izy mandritry ny androm-piainany manontolo"