plt_tn/deu/22/25.md

754 B

ilay vehivavy fofombadin'olona

Izany dia midika hoe vehivavy iray izay nanaiky azy hanambady lehilahy iray ny ray aman-dreniny, fa tsy mbola nanambady azy ilay vehivavy.

dia ilay lehilahy izay miara-mandry taminy ihany no tsy maintsy ho faty

"dia ilay lehilahy izay niara-nandry taminy ihany no tsy maintsy vonoinao"

tsy misy heloka mendrika fahafatesana ao amin'ilay vehivavy

"tsy mila manasazy azy amin'ny famonoana azy tamin'izay nataony ianao"

Fa izany tranga izany dia toy ny lehilahy iray manafika ny mpiara-belona aminy sy mamono azy

"satria izany tranga izany dia tahaka ny tranga iray rehefa misy olona manafika olona hafa ary mamono azy"

Fa hitany tany an-tsaha izy

"fa hitan'ilay lehilahy niasa teny an-tsaha ilay vehivavy"