# ilay vehivavy fofombadin'olona Izany dia midika hoe vehivavy iray izay nanaiky azy hanambady lehilahy iray ny ray aman-dreniny, fa tsy mbola nanambady azy ilay vehivavy. # dia ilay lehilahy izay miara-mandry taminy ihany no tsy maintsy ho faty "dia ilay lehilahy izay niara-nandry taminy ihany no tsy maintsy vonoinao" # tsy misy heloka mendrika fahafatesana ao amin'ilay vehivavy "tsy mila manasazy azy amin'ny famonoana azy tamin'izay nataony ianao" # Fa izany tranga izany dia toy ny lehilahy iray manafika ny mpiara-belona aminy sy mamono azy "satria izany tranga izany dia tahaka ny tranga iray rehefa misy olona manafika olona hafa ary mamono azy" # Fa hitany tany an-tsaha izy "fa hitan'ilay lehilahy niasa teny an-tsaha ilay vehivavy"