plt_tn/deu/22/25.md

20 lines
754 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ilay vehivavy fofombadin'olona
Izany dia midika hoe vehivavy iray izay nanaiky azy hanambady lehilahy iray ny ray aman-dreniny, fa tsy mbola nanambady azy ilay vehivavy.
# dia ilay lehilahy izay miara-mandry taminy ihany no tsy maintsy ho faty
"dia ilay lehilahy izay niara-nandry taminy ihany no tsy maintsy vonoinao"
# tsy misy heloka mendrika fahafatesana ao amin'ilay vehivavy
"tsy mila manasazy azy amin'ny famonoana azy tamin'izay nataony ianao"
# Fa izany tranga izany dia toy ny lehilahy iray manafika ny mpiara-belona aminy sy mamono azy
"satria izany tranga izany dia tahaka ny tranga iray rehefa misy olona manafika olona hafa ary mamono azy"
# Fa hitany tany an-tsaha izy
"fa hitan'ilay lehilahy niasa teny an-tsaha ilay vehivavy"