plt_tn/deu/22/23.md

897 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.

mivady amin'ny lehilahy iray

"izay nampanantenaina hanambady lehilahy iray"

alaivo izy roa

"dia tsy maintsy alainareo ilay vehivavy sy ilay lehilahy izay niara-nandry taminy"

satria tsy nitomany izy

"satria tsy niantso vonjy izy"

satria nandika ny vadin'ny mpiara-belona aminy izy

Ireo Israelita tamin'izany fotoana izay dia nieritreritra ny lehilahy sy vehivavy izay nifamofo ho amin'ny fanambadiana hoe mpivady. Afaka atao mazava tsara ny hevitr'ity fehezanteny ity. DH: "satria izy niara-nandry tamin'ny vehivavy izay an'olona Israelita namana iray"

ary hanala ny ratsy eo aminao ianao

DH: "aoka esorinao eo amin'ireo Israelita ilay olona izay manao izany zavatra ratsy izany" na "aoka ho vonoinao izany olona ratsy izany"