# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina. # mivady amin'ny lehilahy iray "izay nampanantenaina hanambady lehilahy iray" # alaivo izy roa "dia tsy maintsy alainareo ilay vehivavy sy ilay lehilahy izay niara-nandry taminy" # satria tsy nitomany izy "satria tsy niantso vonjy izy" # satria nandika ny vadin'ny mpiara-belona aminy izy Ireo Israelita tamin'izany fotoana izay dia nieritreritra ny lehilahy sy vehivavy izay nifamofo ho amin'ny fanambadiana hoe mpivady. Afaka atao mazava tsara ny hevitr'ity fehezanteny ity. DH: "satria izy niara-nandry tamin'ny vehivavy izay an'olona Israelita namana iray" # ary hanala ny ratsy eo aminao ianao DH: "aoka esorinao eo amin'ireo Israelita ilay olona izay manao izany zavatra ratsy izany" na "aoka ho vonoinao izany olona ratsy izany"