plt_tn/deu/22/23.md

24 lines
897 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
# mivady amin'ny lehilahy iray
"izay nampanantenaina hanambady lehilahy iray"
# alaivo izy roa
"dia tsy maintsy alainareo ilay vehivavy sy ilay lehilahy izay niara-nandry taminy"
# satria tsy nitomany izy
"satria tsy niantso vonjy izy"
# satria nandika ny vadin'ny mpiara-belona aminy izy
Ireo Israelita tamin'izany fotoana izay dia nieritreritra ny lehilahy sy vehivavy izay nifamofo ho amin'ny fanambadiana hoe mpivady. Afaka atao mazava tsara ny hevitr'ity fehezanteny ity. DH: "satria izy niara-nandry tamin'ny vehivavy izay an'olona Israelita namana iray"
# ary hanala ny ratsy eo aminao ianao
DH: "aoka esorinao eo amin'ireo Israelita ilay olona izay manao izany zavatra ratsy izany" na "aoka ho vonoinao izany olona ratsy izany"