plt_tn/deu/22/18.md

28 lines
599 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
# tokony hampaonitra azy izy ireo
"tokony hampandoa vola azy ho sazy"
# sekela zato
"sekela 100"
# ary hanome izany ho an'ny rain'ilay vehivavy
"ary hanome ilay vola ho an'ny rain'ilay vehivavy"
# nanao ratsy laza tamin'ny virijinin'Israely iray
DH: "nampahatonga ny olona hieritreritra fa ny virijinin'Israely dia olon-dratsy"
# tsy afaka ny hisaraka aminy izy
"tsy hamela azy hisara-bady aminy mihitsy"
# mandritry ny androny rehetra
Fomba fiteny ity. DH: "mandritry ny androm-piainany manontolo"