# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely. # tokony hampaonitra azy izy ireo "tokony hampandoa vola azy ho sazy" # sekela zato "sekela 100" # ary hanome izany ho an'ny rain'ilay vehivavy "ary hanome ilay vola ho an'ny rain'ilay vehivavy" # nanao ratsy laza tamin'ny virijinin'Israely iray DH: "nampahatonga ny olona hieritreritra fa ny virijinin'Israely dia olon-dratsy" # tsy afaka ny hisaraka aminy izy "tsy hamela azy hisara-bady aminy mihitsy" # mandritry ny androny rehetra Fomba fiteny ity. DH: "mandritry ny androm-piainany manontolo"