plt_tn/deu/22/18.md

599 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

tokony hampaonitra azy izy ireo

"tokony hampandoa vola azy ho sazy"

sekela zato

"sekela 100"

ary hanome izany ho an'ny rain'ilay vehivavy

"ary hanome ilay vola ho an'ny rain'ilay vehivavy"

nanao ratsy laza tamin'ny virijinin'Israely iray

DH: "nampahatonga ny olona hieritreritra fa ny virijinin'Israely dia olon-dratsy"

tsy afaka ny hisaraka aminy izy

"tsy hamela azy hisara-bady aminy mihitsy"

mandritry ny androny rehetra

Fomba fiteny ity. DH: "mandritry ny androm-piainany manontolo"