plt_tn/deu/22/13.md

20 lines
558 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israey.
# manendrikendrika azy amin'ny zavatra mahamenatra
"ary miapanga azy ho niara-nandry tamin'olona talohan'ny nanambadiany"
# ary manao ratsy laza azy
DH: "manao ny olona hafa hieritreritra fa olon- dratsy izy"
# fa rehefa nanatona akaiky azy aho
Ity dia fomba mihaja hilazana ny hoe "nanao firaisana ara-nofo tamin'olona." DH: "fa rehefa niara-nandry taminy aho"
# tsy nahita porofo amin'ny maha virijiny azy
DH: "tsy afaka nanaporofo tamiko izy hoe virijiny izy"