plt_tn/deu/22/13.md

558 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israey.

manendrikendrika azy amin'ny zavatra mahamenatra

"ary miapanga azy ho niara-nandry tamin'olona talohan'ny nanambadiany"

ary manao ratsy laza azy

DH: "manao ny olona hafa hieritreritra fa olon- dratsy izy"

fa rehefa nanatona akaiky azy aho

Ity dia fomba mihaja hilazana ny hoe "nanao firaisana ara-nofo tamin'olona." DH: "fa rehefa niara-nandry taminy aho"

tsy nahita porofo amin'ny maha virijiny azy

DH: "tsy afaka nanaporofo tamiko izy hoe virijiny izy"