# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israey. # manendrikendrika azy amin'ny zavatra mahamenatra "ary miapanga azy ho niara-nandry tamin'olona talohan'ny nanambadiany" # ary manao ratsy laza azy DH: "manao ny olona hafa hieritreritra fa olon- dratsy izy" # fa rehefa nanatona akaiky azy aho Ity dia fomba mihaja hilazana ny hoe "nanao firaisana ara-nofo tamin'olona." DH: "fa rehefa niara-nandry taminy aho" # tsy nahita porofo amin'ny maha virijiny azy DH: "tsy afaka nanaporofo tamiko izy hoe virijiny izy"