plt_tn/deu/22/09.md

16 lines
652 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
# mba tsy ho alain'ny toerana masina ny vokatra rehetra
Ny teny hoe "toerana masina" dia sarinteny hilazana ireo mpisorona izay miasa ao amin'ilay toerana masina. DH: "mba tsy ho alain'ireo mpisorona ao amin'ny toerana masin'i Yaveh ny vokatra rehetra" na "mba tsy handoto ny vokatra rehetra ianao ka tsy avelan'ireo mpisorona hampiasa izany"
# ary ny vokatry ny tanim-boaloboka
"ary ny voankazo izay maniry eo amin'ny tanim-boaloboka"
# volon'ondry
volo malefaka, olioly izay eo amin'ny ondry.