plt_tn/deu/22/09.md

652 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.

mba tsy ho alain'ny toerana masina ny vokatra rehetra

Ny teny hoe "toerana masina" dia sarinteny hilazana ireo mpisorona izay miasa ao amin'ilay toerana masina. DH: "mba tsy ho alain'ireo mpisorona ao amin'ny toerana masin'i Yaveh ny vokatra rehetra" na "mba tsy handoto ny vokatra rehetra ianao ka tsy avelan'ireo mpisorona hampiasa izany"

ary ny vokatry ny tanim-boaloboka

"ary ny voankazo izay maniry eo amin'ny tanim-boaloboka"

volon'ondry

volo malefaka, olioly izay eo amin'ny ondry.