plt_tn/deu/22/06.md

672 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.

akanim-borona

trano izay ataon'ny vorona ho an'ny tenan'izy ireo amin'ny alalan'ny tapa-kazo, ahitra, zavamaniry, sy fotaka.

miaraka amin'ny zanany na atody ao aminy

"miaraka amin'ny zana-boro-manidina na atody ao amin'ilay akany"

ary ilay reniny mipetraka eo amin'ny zanany

"ary ilay reni-vorona mipetraka eo amin'ny zana-borona"

mba hahalava ny andronao

Ny andro lava dia sarinteny ho an'ny hoe lava andro iainana. DH: "afaka hiaina fotoana ela." Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 4:25 ireo teny ireo.