plt_tn/deu/22/06.md

20 lines
672 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
# akanim-borona
trano izay ataon'ny vorona ho an'ny tenan'izy ireo amin'ny alalan'ny tapa-kazo, ahitra, zavamaniry, sy fotaka.
# miaraka amin'ny zanany na atody ao aminy
"miaraka amin'ny zana-boro-manidina na atody ao amin'ilay akany"
# ary ilay reniny mipetraka eo amin'ny zanany
"ary ilay reni-vorona mipetraka eo amin'ny zana-borona"
# mba hahalava ny andronao
Ny andro lava dia sarinteny ho an'ny hoe lava andro iainana. DH: "afaka hiaina fotoana ela." Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 4:25 ireo teny ireo.