# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina. # akanim-borona trano izay ataon'ny vorona ho an'ny tenan'izy ireo amin'ny alalan'ny tapa-kazo, ahitra, zavamaniry, sy fotaka. # miaraka amin'ny zanany na atody ao aminy "miaraka amin'ny zana-boro-manidina na atody ao amin'ilay akany" # ary ilay reniny mipetraka eo amin'ny zanany "ary ilay reni-vorona mipetraka eo amin'ny zana-borona" # mba hahalava ny andronao Ny andro lava dia sarinteny ho an'ny hoe lava andro iainana. DH: "afaka hiaina fotoana ela." Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 4:25 ireo teny ireo.