plt_tn/deu/21/20.md

36 lines
1.1 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
# Ity zanakay ity
"ity zanakay lahy ity"
# tsy hankato ny teninay izy
Eto ny hoe "feo" dia sarinteny hilazana izay lazain'ny olona iray na hanehoana ilay olona mihitsy. DH: "tsy hanao izay asainay ataony izy" na "tsy hankato anay izy"
# tenda-kanina
olona izay mihinana sy misotro be loatra
# mpimamo
olona izay misotro toaka be loatra ary mamo matetika.
# mitora-bato azy ho faty
"mitora-bato azy mandra-pahafaty azy"
# ianao dia hanala ny ratsy eo aminao
DH: "tsy maintsy esorinao eo aminao ireo olona Israelita izay manao izany zavatra ratsy izany" na "tsy maintsy vonoinao izany olon-dratsy izany"
# Israely rehetra
Ny teny hoe "Israely" dia sarinteny ho an'ny vahoakan'Israely. DH: "ny vahoakan''Israely rehetra"
# handre izany ka hatahotra
Afaka atao mazava tsara ny dikan'ity fehezanteny ity. DH: "handre momban'izay nitranga tamin'ilay zanaka lahy ka hatahotra sao hanasazy azy ireo ihany koa ny vahoaka"