plt_tn/deu/21/05.md

36 lines
1.1 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
# tsy maintsy manatona akaiky
"manatona an'ilay lohasaha"
# satria izy ireo no nosafidin'i Yaveh Andriamanitrareo hanompo Azy
"satria ireo mpisorona no nosafidian'i Yaveh Andriamanitrareo mba hanompo Azy"
# Yaveh Andriamanitrao
Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia ianao no ampiasaina
# hitahy ny olona
"hitahy ny vahoakan'Israely"
# amin'ny anaran'i Yaveh
Eto ny sarinteny hoe "amin'ny anaran'i Yaveh" dia maneho an'i Yaveh sy ny fahefany. DH: "tahaka ny iray izay miteny sy manao izay mety ho lazain'i Yaveh sy hataony"
# henoy ireo tolo-kevitr'izy ireo
"henoy izay lazain'ireo mpisorona"
# satria ny tenin'izy ireo dia ho didim-pitsaràna
Eto ny sarinteny hoe "tenin'izy ireo" dia maneho izay lazain'ireo mpisorona. DH: "satria na inona na inona lazain'ireo mpisorona, dia izany no ho fanapahan-kevitra"
# amin'ny fifamaliana rehetra sy amin'ny fandratrana
"isakin'ny misy olona any amin'ny fitsaràna satria tsy miombon-kevitra izy ireo na misy olona mandratra olona iray hafa"