# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely. # tsy maintsy manatona akaiky "manatona an'ilay lohasaha" # satria izy ireo no nosafidin'i Yaveh Andriamanitrareo hanompo Azy "satria ireo mpisorona no nosafidian'i Yaveh Andriamanitrareo mba hanompo Azy" # Yaveh Andriamanitrao Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia ianao no ampiasaina # hitahy ny olona "hitahy ny vahoakan'Israely" # amin'ny anaran'i Yaveh Eto ny sarinteny hoe "amin'ny anaran'i Yaveh" dia maneho an'i Yaveh sy ny fahefany. DH: "tahaka ny iray izay miteny sy manao izay mety ho lazain'i Yaveh sy hataony" # henoy ireo tolo-kevitr'izy ireo "henoy izay lazain'ireo mpisorona" # satria ny tenin'izy ireo dia ho didim-pitsaràna Eto ny sarinteny hoe "tenin'izy ireo" dia maneho izay lazain'ireo mpisorona. DH: "satria na inona na inona lazain'ireo mpisorona, dia izany no ho fanapahan-kevitra" # amin'ny fifamaliana rehetra sy amin'ny fandratrana "isakin'ny misy olona any amin'ny fitsaràna satria tsy miombon-kevitra izy ireo na misy olona mandratra olona iray hafa"