plt_tn/deu/20/19.md

767 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

miady

"miady an'ady"

Fa olona va ny hazo ao an-tsaha no tokony ataonareo fahirano?

Ity fanontaniana fampisainana ity dia mampatsiahy ny olona amin'izay tokony efa fantatr'izy ireo. DH: "Fa ny vokatry ny hazo dia tsy olona, koa tsy fahavalonareo ireo."

izay fantatrareo fa tsy hazo fihinana

"izay fantatrareo fa tsy hazo mamokatra voa hohanina"

fahirano

Ireo dia fitaovana sy rafitra, toy ny tohatra sy tilikambo, izay ilaina hametrahana fahirano eo amin'ny tanàna.

mandra-paharavan'izany

Fomba fiteny ity. DH: "mandra-paharesin'ny vahoaka ao amin'ilay tanàna"

ravan'izany

Eto ny hoe "izany" dia maneho ilay tanàna izay maneho ny vahoakan'ilay tanàna.