plt_tn/deu/20/19.md

28 lines
767 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
# miady
"miady an'ady"
# Fa olona va ny hazo ao an-tsaha no tokony ataonareo fahirano?
Ity fanontaniana fampisainana ity dia mampatsiahy ny olona amin'izay tokony efa fantatr'izy ireo. DH: "Fa ny vokatry ny hazo dia tsy olona, koa tsy fahavalonareo ireo."
# izay fantatrareo fa tsy hazo fihinana
"izay fantatrareo fa tsy hazo mamokatra voa hohanina"
# fahirano
Ireo dia fitaovana sy rafitra, toy ny tohatra sy tilikambo, izay ilaina hametrahana fahirano eo amin'ny tanàna.
# mandra-paharavan'izany
Fomba fiteny ity. DH: "mandra-paharesin'ny vahoaka ao amin'ilay tanàna"
# ravan'izany
Eto ny hoe "izany" dia maneho ilay tanàna izay maneho ny vahoakan'ilay tanàna.