# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely. # miady "miady an'ady" # Fa olona va ny hazo ao an-tsaha no tokony ataonareo fahirano? Ity fanontaniana fampisainana ity dia mampatsiahy ny olona amin'izay tokony efa fantatr'izy ireo. DH: "Fa ny vokatry ny hazo dia tsy olona, koa tsy fahavalonareo ireo." # izay fantatrareo fa tsy hazo fihinana "izay fantatrareo fa tsy hazo mamokatra voa hohanina" # fahirano Ireo dia fitaovana sy rafitra, toy ny tohatra sy tilikambo, izay ilaina hametrahana fahirano eo amin'ny tanàna. # mandra-paharavan'izany Fomba fiteny ity. DH: "mandra-paharesin'ny vahoaka ao amin'ilay tanàna" # ravan'izany Eto ny hoe "izany" dia maneho ilay tanàna izay maneho ny vahoakan'ilay tanàna.