plt_tn/deu/20/16.md

28 lines
947 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
# Ao amin'ny tanànan'ireo olona izay omen'i Yaveh Andriamanitrareo anareo ho lovaina ireo
Ireo tanàna ao Kanana izay omen'i Yaveh ny vahoaka dia resahina toy ny hoe ireo tanàna no lovan'ireo vahoaka.
# tsy azonareo asiana velona izay mety ho manam-pofon'aina
"tsy tokony avelanareo ho velona izay zava-manan'aina rehetra." DH: "tsy maintsy vonoinareo avokoa ny zava-manan'aina rehetra"
# tsy maintsy ravànareo tanteraka izy ireo
"tsy maintsy ravainareo tanteraka ireo vondron'olona ireo"
# Ataovy izany mba
"ravao ireo firenena ireo mba"
# hanao ireo fomba ... tamin'ireo andriamaniny
"hanao fomba vetaveta tahaka ny nataon'ny olon'ireo firenena hafa ireo tamin'ny andriamanitr'izy ireo"
# Raha manao izany ianareo, dia hanota amin'i Yaveh Andriamanitrareo
"Raha manao tahaka ireo olona ireo ianareo, dia hanota amin'i Yaveh Andriamanitrareo"