# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely. # Ao amin'ny tanànan'ireo olona izay omen'i Yaveh Andriamanitrareo anareo ho lovaina ireo Ireo tanàna ao Kanana izay omen'i Yaveh ny vahoaka dia resahina toy ny hoe ireo tanàna no lovan'ireo vahoaka. # tsy azonareo asiana velona izay mety ho manam-pofon'aina "tsy tokony avelanareo ho velona izay zava-manan'aina rehetra." DH: "tsy maintsy vonoinareo avokoa ny zava-manan'aina rehetra" # tsy maintsy ravànareo tanteraka izy ireo "tsy maintsy ravainareo tanteraka ireo vondron'olona ireo" # Ataovy izany mba "ravao ireo firenena ireo mba" # hanao ireo fomba ... tamin'ireo andriamaniny "hanao fomba vetaveta tahaka ny nataon'ny olon'ireo firenena hafa ireo tamin'ny andriamanitr'izy ireo" # Raha manao izany ianareo, dia hanota amin'i Yaveh Andriamanitrareo "Raha manao tahaka ireo olona ireo ianareo, dia hanota amin'i Yaveh Andriamanitrareo"