plt_tn/deu/20/16.md

947 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

Ao amin'ny tanànan'ireo olona izay omen'i Yaveh Andriamanitrareo anareo ho lovaina ireo

Ireo tanàna ao Kanana izay omen'i Yaveh ny vahoaka dia resahina toy ny hoe ireo tanàna no lovan'ireo vahoaka.

tsy azonareo asiana velona izay mety ho manam-pofon'aina

"tsy tokony avelanareo ho velona izay zava-manan'aina rehetra." DH: "tsy maintsy vonoinareo avokoa ny zava-manan'aina rehetra"

tsy maintsy ravànareo tanteraka izy ireo

"tsy maintsy ravainareo tanteraka ireo vondron'olona ireo"

Ataovy izany mba

"ravao ireo firenena ireo mba"

hanao ireo fomba ... tamin'ireo andriamaniny

"hanao fomba vetaveta tahaka ny nataon'ny olon'ireo firenena hafa ireo tamin'ny andriamanitr'izy ireo"

Raha manao izany ianareo, dia hanota amin'i Yaveh Andriamanitrareo

"Raha manao tahaka ireo olona ireo ianareo, dia hanota amin'i Yaveh Andriamanitrareo"