plt_tn/deu/20/08.md

24 lines
799 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy mamaritra ireo toe-javatra izay mamela ny lehilahy iray handao ny miaramila.
# Misy lehilahy ve ao izay matahotra na reraka am-po? Aoka izy handeha ary hiverina any an-tranony
"Raha misy miaramila eto matahotra sy tsy be herim-po, dia aoka izy hiverina any an-tranony"
# matahotra na reraka am-po
Manana dika mitovy ireo roa ireo. DH: "matahotra ny hiady any an'ady"
# tsy ho ketraka toy ny fony koa ny fon'ny rahalahiny
Fomba fiteny ity. DH: "mba tsy hisy Israelita hafa lasa matahotra toa azy"
# ny fony ... ny fon'ny rahalahiny
Eto ny hoe "fo" dia maneho ny herim-pon'olona iray.
# tsy maintsy manendry mpifehy hitarika azy ireo izy ireo
"tsy maintsy manendry olona ho mpifehy sy mpitarika ny vahoakn'Israely ireo manam-boninahitra"