plt_tn/deu/20/08.md

799 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy mamaritra ireo toe-javatra izay mamela ny lehilahy iray handao ny miaramila.

Misy lehilahy ve ao izay matahotra na reraka am-po? Aoka izy handeha ary hiverina any an-tranony

"Raha misy miaramila eto matahotra sy tsy be herim-po, dia aoka izy hiverina any an-tranony"

matahotra na reraka am-po

Manana dika mitovy ireo roa ireo. DH: "matahotra ny hiady any an'ady"

tsy ho ketraka toy ny fony koa ny fon'ny rahalahiny

Fomba fiteny ity. DH: "mba tsy hisy Israelita hafa lasa matahotra toa azy"

ny fony ... ny fon'ny rahalahiny

Eto ny hoe "fo" dia maneho ny herim-pon'olona iray.

tsy maintsy manendry mpifehy hitarika azy ireo izy ireo

"tsy maintsy manendry olona ho mpifehy sy mpitarika ny vahoakn'Israely ireo manam-boninahitra"