plt_tn/deu/18/22.md

12 lines
389 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy miresaka
# miteny amin'ny anaran'i Yaveh ny mpaminany
Eto ny hoe "anaran'i Yaveh" dia maneho an'i Yaveh sy ny fahefany. DH: "mpaminany izay milaza ho miteny ho Ahy" na "mpaminany milaza ho miteny amin'ny fahefako"
# niteny izany tamim-pireharehana ny mpaminany
"tsy tamin'ny fahefako no nitenenan'ilay mpaminany izany hafatra izany"